| Entry | 1 arenina |
| Root | 2 arina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana
9 Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano 10 Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo [1.1] |
| Explanations in English |
11 to be levelled; to be set upright
[1.7] |
| Explanations in French |
12 qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb
[1.8] |
| Examples |
13 arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany.
[2.117#]
14 Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo; [4.27#] 15 Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany; [2.285#] |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 anerany, arenina |
| Updated on 2026/04/21 |
|