Entry aranana (arana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao [1.1]
Explanations in English To be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to. [1.2]
 To be indulged, to be spoiled, [1.7]
Explanations in French Envers qui on est indulgent; [1.8]
Morphology 
Present : aranana, aranako, arananao, aranany, aranantsika, arananay, arananareo, aranan', aranan-, aranam-, arana-
Past : naranana, naranako, narananao, naranany, naranantsika, narananay, narananareo, naranan', naranan-, naranam-, narana-
Future : haranana, haranako, harananao, haranany, haranantsika, harananay, harananareo, haranan', haranan-, haranam-, harana-
Imperative : arano
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20