|
|
|
|

Entry1  ara-kevitra
Elementary words  2  araka, hevitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  atao mifanaraka amin' ny: Ara-kevitry ny andro niasana no hanomezana ny karama [1.1#104]
5  tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena [1.1#104]
6  ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita [1.1#431]
Explanations in English  7  Proportion, in Arithmetic [1.2]
Explanations in French  8  Selon le sens, selon le contexte, en proportion, proportionnellement, à raison de: Ara-kevitry ny andro niasana no hizarana ny vola (L'argent sera partagé proportionnellement aux jours de travail) [1.3#50]
9  Règle de proportion, règle de trois, règle de société [1.3#50]
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic

Updated on 2024/08/13