| Entry | 1 araikitra |
| Root | 2 raikitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra
9 Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany 10 Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra [1.1] |
| Explanations in English |
11 used of something to be stuck to something else, or something agreed upon.
[1.2] 12 to be stuck to something [1.7] |
| Explanations in French |
13 à attacher, à fixer, à conclure
[1.3] 14 qu'on colle sur une chose [1.8] |
| Examples |
15 Araikitra amin' ny hazo ireo tariby ireo.
[2.117]
16 Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon'ny lahy araikitra, ary azon'ny lahy foanana. [2.996] |
| Updated on 2026/04/19 |
|