|
|
|
|

Entry1  arahina
Root  2 araka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy
5 Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao
6 Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy
7 Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao
8 Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1]
Explanations in English  9 to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts. [1.2]
10 to be followed; to be prosecuted [1.7]
Explanations in French  11 qu'on suit, qu'on poursuit [1.8]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
All compound words  16  6 combinations of this word
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 arahina, 19 hairaña, 20 hariana, 21 Iharaña, iharana, 22 Naharay

Updated on 2025/11/13