Entry apetraka hisotro ronono
Elementary words apetraka ; misotro ; ronono
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany [1.1]
Synonyms misotro ronono

Updated on 2023/06/20