|
|
|
|

Entry1  apetraka (petraka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Omena toerana, atao eo amin' ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ ~ Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny
4  Afindra amin' ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo
5  tendrena
6  Atao amin' ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao
7  Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan' ny handehanany
8  Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao
9  (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra [1.1]
Explanations in English  10  used of that which is put down or placed in a certain position. [1.2]
11  to be set down, to be placed [1.7]
Explanations in French  12  qu'on met, qu'on place, qu'on confie [1.8]
Examples  13  Vola apetraka ahoana, ry Dada a? [2.470]
14  apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117]
15  Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[2.131]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word apetraka

Updated on 2023/01/20