Entry | 1 antsipiriany |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo |
Explanations in English |
4 [1.7] in all its details |
Explanations in French |
5 [1.8] en détail |
Examples |
6 [2.558] Miditra an-tsipiriany, hoatra ny vakan'ny talaotra 7 [2.503#29] Tsy hiditra amin'ny antsipiriany isika fa ny niaraha-nahita no hambara 8 [2.996] Fa nalaminao an-danjany ny zavatra rehetra, ka miditra an' isany sy an-tsipiriany avokoa. 9 [2.895] Tsy hita ambara ny fifandrotehan'izany ady izany, ary kìvy ny penina hilaza azy an-tsipiriany. 10 [2.285] amin' io andro io, ary tsy ny andro ihany fa ny ora sy minitra koa aza raha tena harahina an-tsipiriany. 11 [2.59] Izany no nahafahantsika rnaka sary an'eritreritra ny fizotran'io ady io sy ireo zava-baovao mahaliana voatantarany amin'ny an-tsipiriany mahavariana tokoa. |
Root | 12 any, tsipiria |
Other spellings | 13 antsipiriany |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word antsipiriany |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |