|
|
|
|

Entry1  antsikely
Elementary words  2  antsy, kely
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Tools
Explanations in Malagasy  5  Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany [1.1]
Explanations in French  6  Petit couteau, canif, grattoir [1.3]
Examples  7  antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117#]
8  Ny antsikely fanaovana hasoavana dia tsapaina faharanitra amin' ny sofin' ny ombalahy mena efa mitrongy tany. [2.436#]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word antsikely

Updated on 2023/05/25