Entry antoandrobe
Elementary words antoandro ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Efa tena antoandro ny andro (9-10 ora) [1.1]
Explanations in French Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415]
Examples 
1Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro [2.324]
2Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332]
Vocabulary 
Synonyms antoandrobenanahary
Compound words 

Updated on 2023/12/24