|
|
|
|

Entry 1  anomezana
Root  2 ome
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  [1.1#781]
Explanations in English  [1.2#462]
Explanations in French  [1.3#464]
Examples  8  Amin' io koa no anomezana anarana ny zaza. [1.437#]
9  Ara-pitondrana no anomezana ny karatra ny mpifidy [2.114#]
10  ary koa anomezana ny havany ny maty, na ny fokonolona nanatitra ny fao-dranomaso [2.48#263]
11  Trano fampisotroana mangidy no iantsoana ireo toerana anomezana ranon-kininina ny ankizy [2.117#125]
12  Izany no tsy maintsy anomezana zezika azy, sy rano handevona ny sakafo ao amin' ny zezika [2.332]
Other spellings  13 anomeazana
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22