Entry an-keviny
Elementary words hevitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny tokony na ny mety ho izy [1.1]
Examples 
1ary ny ankeviny dia hydrogena roa famarana ny oxyzena iray. [1.357]
2Ary raha mahaloa ny sasany hiany izy, fa tsy mahafeno ny fananany, dia atao ankeviny ny tsy feno, ka raha 20 no tsy feno dia migadra herintaona izy. [1.123]

Updated on 2023/03/25