Entry | 1 angivy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany: tree |
Explanations in Malagasy |
4 Zavamaniry lehibe noho ny anana nefa kely noho ny hazo madinika; mangidingidy mahafinaritra ny voany ka be mpitia andrahoina miaraka amin' ny ro [1.1] |
Explanations in English |
5 the name of a prickly shrub. Solanum crythracunthum, Bojer. Same as hery, voangivy, and roingivy (Bets.), which last see. [1.2] |
Explanations in French |
6 (de ngivy, mis pour ngidy: amertume extrême) Nom générique des fruits des solanum consommés comme condiments. Ce sont surtout : Solanum erythracanthum Bojer ex Dunal, Solanum heteracanthum Merr. & L.M. Perry, Solanum indicum L. et Solanum macrocarpon L. (Solanaceae). [Merina]
[1.196] [Betsileo] [Sihanaka] [Betsimisaraka] |
Examples |
7 Valin-kabary ity ka ho boriboriako toa voan' angivy ihany aloha. [2.245] |
Synonyms | 8 hery, roingivy, voangivy |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word angivy |
Updated on 2020/07/31 |