|
|
|
|

Entry (1/2)1  angely
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  4  Bibikely tokony 3 sm ny halavan' ny vatany, mikiririoka mankarenin-tsofina amin' ny alina. Misy mivelona ao an-trano ny angely, izay atao hoe angelinkary, ary misy mivelona eny an-tsaha. Ny angelivavy dia atao hoe kabatita na kabanty; ny feon' ny angely andavanandro dia atao hoe fikiririoka fa fivolana kosa rehefa hiady izy. Rehefa miady iny ny angely ka misy iray ho resy, dia mamoaka feo hafahafa izay ilay io, ka izany no atao hoe mamela volana. Bibikely fatra-piady ny angely ka ny mampirisika azy ireny hiady no atao hoe mikitra angely [1.1]
Explanations in English  5  the name of a species of cricket. Also called antsoindahy. The children are much given to catching these insects and making them fight. [1.2]
6  a cricket [1.7]
Explanations in French  7  grillon [1.8]
Synonyms  8  antsiona
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  11  Proverbs containing the word angely

Entry (2/2)12  angely
Part of speech  13  noun
Derivatives 
14  Adjectives :
Explanations in Malagasy  15  Olona ratsy fitondran-tena, izay atao hoe angelin' olona [1.1]
Explanations in French  16  libertin, débauché [1.3]
Analogs  17  angelingely, akanga, angatra, karandahy, mpiliba, mpanaram-po

Anagrams  18  angely, angley

Updated on 2023/08/11