Entry (1/5) | 1 angano |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Literature: (in general) |
Explanations in Malagasy | 4 Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà 5 Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ 6 Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [1.1]7 tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [1.13] |
Explanations in English | 8 a fable [1.2, 1.7]9 a tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [1.2] |
Explanations in French | 10 conte [1.3#44, 1.8, 1.54, 1.13]11 fable [1.3#44, 1.8]12 farce, historiette [1.3#44]13 enjolivements, superfétation [1.3#44] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word angano |
Article |
22 Randzavola: angano ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/5) | 23 angano |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in Malagasy | 25 fanafintohinana [Betsimisaraka] [1.78]26 Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [1.1] |
Explanations in English | 27 trouble, calamity [1.2]28 a calamity [1.7] |
Explanations in French | 29 malheur [1.3#44, 1.8]30 calamité [1.8] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 32 angano |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in French | 34 chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) [1.3#44] |
Entry (4/5) | 35 angano (angana) |
Part of speech | 36 imperative of passive verb anganina |
Tables and plates |
37 All the passive imperatives |
Entry (5/5) | 38 angano (gana) |
Part of speech | 39 imperative of relative verb anganana |
Tables and plates |
40 All the relative imperatives |
Anagrams | 41 angano, angona, gonana, ngoana, ongana |
Updated on 2023/05/19 |