Entry arira
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [1.1]
Explanations in English A legend, a fable [1.2, 1.7]
Explanations in French Histoire amusante [1.54]
 Conte, histoire amusante [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Analogs  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria
Proverbs 

Updated on 2020/07/31