|
|
|
|

Entry (1/2)1  andravana
Root  2  rava
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Explanations in Malagasy  7  Hira, zavamaneno sy dihy atao rehefa misy koranam-piravoravoana ao amin' ny fianakaviana; amin' ny foko sasantsasany, hira sy dihy nataon' ny mpiandry faty taloha mandra-pandevina, [1.1]
8  hira fanao raha miandry faty [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  9  singing or other diversions connected with funerals; playing without any thought. [1.2]

Entry (2/2)10  andravana
Root  11  rava
Part of speech  12  relative verb
Explanations in French  13  [1.3#516]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :

Anagrams  18  andravana, ravandana

Updated on 2022/10/14