|
|
|
|

Entry 1  andrasana
Root  2 andry
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy
9 Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io
10 Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy
11 Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona [1.1]
Explanations in English  12 to be watched, to be waited for [1.2, 1.7]
13 to be tended; to be expected. [1.2]
Explanations in French  14 qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille [1.8]
Examples  15  andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#]
16  andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117#]
Other spellings  17 andrazana
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  19 andranasa, andrasana

Updated on 2026/04/22