Entry andrarahana (raraka)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Dorana anaty fatana io angady io, dia andrarahana siramamy ihevohan' ny azon' ny sovoka io. [2.245]
2Ny fanao amin'ny vary dia tsy mba fafazana, fa eo amin'ny vavarano miditra amin'ny tanimbary no andrarahana kely amin'io rano masina io, dia mipariaka amin'ny vary rehetra izay alehan'ny rano io rano fiaro io, ka mahavita sy maharo na dia vary amin'ny tanimbary iray lohasaha be aza. [2.588]
Morphology 
Present : andrarahana, andrarahako, andrarahanao, andrarahany, andrarahantsika, andrarahanay, andrarahanareo, andrarahan', andrarahan-, andraraham-, andraraha-
Past : nandrarahana, nandrarahako, nandrarahanao, nandrarahany, nandrarahantsika, nandrarahanay, nandrarahanareo, nandrarahan', nandrarahan-, nandraraham-, nandraraha-
Future : handrarahana, handrarahako, handrarahanao, handrarahany, handrarahantsika, handrarahanay, handrarahanareo, handrarahan', handrarahan-, handraraham-, handraraha-
Imperative : andraraho

Updated on 2023/01/20