|
|
|
|

Entry (1/2)1  andrao
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [1.1]
Explanations in English  4  see fandrao [1.7]
5  lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao [1.2]
Explanations in French  6  voir fandrao [1.8]
7  de peur que [1.12]
Examples  8  Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy. [2.366#]
9  Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany. [2.245#]
Compound words 
Tables and plates  11  All the adverbs

Entry (2/2)12  andrao (andra)
Part of speech  13  imperative of passive verb andraina
Tables and plates  14  All the passive imperatives

Anagrams  15  andrao, androa, darona, dorana, radona, rodana

Updated on 2022/05/02