Entry Andrangoloaka (rango, loaka)
Elementary words rango ; loaka
Part of speech name (toponym) [full list]
Examples 
1Tamy ny Rabodonandrianampoinimerina vao nisy olona nonina dia mianatsimo any Andrangoloaka. [2.48]
2Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? [1.298]
Vocabulary 
Coordinates -19.0333333, 47.9166667

Updated on 2020/07/31