Entry andeha (leha)
Part of speech imperative of active verb mandeha [full list]
Explanations in Malagasy Mampanao asa olona, mitovy amin' ny hoe "mandehana": Andeha milalao amin' izay ianareo, rankizy
Mitaona olona hiara-hanao asa iray amin' ny tena izay miteny: Andeha hilalao amin' izay isika, rankizy (tsara homarihina, araka ireo ohatra roa ireo, fa amin' ilay hevitra voalohany (fandidiana), dia atao milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka ny "andeha na ndeha", fa amin' ilay faharoa kosa (fitaomana), atao milaza ny ho avy) [1.1]
 Teny enti-mandidy, (eo alohan' ny milaza ny ankehitriny): Andeha mianatra ianareo fa ampy izay enim-bolana tsy nianarana izay
Enti-mitaona (eo alohan' ny milaza ny ho avy): Andeha hianatra isika fa miandry antsika ny tanindrazana [1.1]
Explanations in English [An irregular Imperative of mandeha, to go.] Let us go, let us be off. It is often followed by another verb, as andeha mody, Go home. See leha [1.2]
Explanations in French [impératif irrégulier] allons, allez, va [1.3]
Examples 
1Andeha mandeha (Allez-vous-en) [1.3]
2Andeha handeha (Allons-nous-en) [1.3]
3Andeha velomy, ilay ity! [2.298]
4Andeha fa ho hitan' ialahy. [2.643]
5loza ialahy izany raha andeha. [2.69]
6Andeha hiverina fa diso lalana isika. [2.895]
Compound words 
Titles Andeha hianatra izahay
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2021/10/05