|
|
|
|

Entry1  mandeha (leha)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mamindra toerana ny vatan-tena amin' ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola afaka mandeha ny marary. / Efa miana-mandeha ny zafikeliko
4  Mizotra: Nandeha tamin' ny arabe izy fa tsy nihazo ny lalan-kely akory
5  Miala, miainga: Tongava maraindraina fa amin' ny fito aho no handeha
6  Mandalo: Nandeha tany antsena aho aninaraina
7  Mihelina, miserana: Mandeha haingana ny andro rehefa ririnina
8  Mihetsika ara-dalàna ny milina ao aminy: Mandeha ve iny famantaranandronao iny?
9  Mandroso: Mandeha ve izao varotrao ? [1.1]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word mandeha

Updated on 2023/08/11