|
|
|
|

Entry 1  andefasana
Root  2 lefa
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  8 Nandefasako basy iray vava ny fahavalo ka maty ny anankiray (J'ai tiré contre les ennemis un coup de fusil qui en a tué un) [1.3#395]
Examples  9  tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama). [2.470#118]
10  Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba. [2.472#114]
11  Anarana sy adiresin'ny andefasana ary ny mpandefa no soratana amin'io faritra io. [2.117#]
Other spellings  12 andefana

Updated on 2026/04/22