Entry | anarana | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy:
Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1] | ||
Iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13] | |||
Explanations in English | Name [1.2, 1.7] | ||
Appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2] | |||
Explanations in French | Nom [1.8, 1.13] | ||
Dénomination [1.13] | |||
Vocabulary | Linguistics | ||
Morphology |
| ||
Entry | Anarana | ||
Part of speech | name (book title) | ||
Publishings | 1981. Edisiona Takariva. Width: 11.5cm. Height: 16cm. Pages: 20. | ||
Tables and plates | All the titles | ||
Updated on 2024/08/16 |