Entry 1/2 anarana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ
Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[1.1]
 Iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13]
Explanations in English Name [1.2, 1.7]
 Appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2]
Explanations in French Nom [1.8, 1.13]
 Dénomination [1.13]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : anarana, anarako, anaranao, anarany, anarantsika, anaranay, anaranareo, anaran', anaran-, anaram-, anara-
Compound words 
Titles Anarana
Anaran' ny Biby sy Zavamaniry fahita andavanandro
Fomban' anarana malagasy
Toponyms 
Proverbs 

Entry 2/2 Anarana
Elementary words anarana
Part of speech name (book title)
Author Rapatsalahy Paul
Publishings 1981. Edisiona Takariva. Width: 11.5cm. Height: 16cm. Pages: 20.
Tables and plates All the titles

Anagrams 

Updated on 2023/08/14