Entry | anaram-bosotra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [1.1] | |
Explanations in French | A nickname [1.8] | |
Sobriquet, surnom [1.8] | ||
Updated on 2023/08/12 |