|
|
|
|

Entry 1  anampy
Root  2 ampy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza izay atao fanampiny amin' ny zavatra iray: Intỳ misy vola kely hanampy ny vatsinao [1.1]
Explanations in English  9 Used of something added to something else [1.2]
Explanations in French  10 qu'on ajoute [1.3]
Examples  11  Ny mifosa azy amy ny lafy efatra anampy azy avy. [2.69#]
12  moa mbola misy azonao anampy momba ny Tsodrano aloha? [2.245#]

Anagrams  13 ampany, 14 ampiña, ampi~na, ampina, anampy, 15 manapy, 16 mpania, 17 pamany, 18 pinama

Updated on 2026/08/15