| Entry | 1 ampitahaina |
| Root | 2 taha |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin' ny anao
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be compared
[1.7] |
| Explanations in French |
10 qu'on compare
[1.8] |
| Examples |
11 Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny?
[2.245#]
|
| Updated on 2026/04/19 |
|