Entry | 1 amerikanina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitambaran' ny firenena monina any amin' ny tanin' i Amerika, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eran' izao tontolo izao ary mizara telo:
momba an' i Amerika na an' i Amerika na avy any Amerika: Anisan' ny be mponina indrindra eto an-tany ny ankabearan' ny tanàna amerikanina |
Explanations in English |
4 [3.1] American |
Explanations in French |
5 [3.1] américain, américains, américaine, américaines |
Examples |
6 Hoy i Senghor, Afrikanina solombavan' ny fireneny tamin' izany, mantsy an-dry zareo Eoropeana sy amerikanina; [2.296#] 7 Toy izany koa momba ny teny anglisy, misy Foibem-pikoloana anglisy sy amerikana mampianatra teny anglisy isan-kariva eto. [2.4] 8 faka tahaka amin’izany ny Sekreteram-panjakana amerikanina ankehitriny (mitovy amin’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny), Colin Powell. [4.27] |
Vocabulary |
9 Geography: countries, people |
Other spellings | 10 amerikana |
Analogs | 11 amerika |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |