|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambaviny (any)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: (in general)
Explanations in Malagasy  4  ny tady efatra be feo. manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. ; ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony [1.10]
5  Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga
6  Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony [1.1]
Explanations in English  7  the four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only. [1.2]
Explanations in French  8  nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout [1.3]
Proverbs  9  Proverbs containing the word ambaviny

Entry (2/2)10  ambaviny (any)
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta [1.10]
13  Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra [1.1]
Explanations in French  14  les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine [1.3]
15  pièce femelle [1.5]
Compound words 

Updated on 2020/07/31