Entry | 1 am-bava tsy ratsy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny |
Explanations in French |
4 [2.415#4718] Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles. |
Elementary words | 5 am-bava, ratsy |
Synonyms | 6 vava tsy ratsy |
Anagrams | 7 am-bava tsy ratsy, tsiambaravatsy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |