|
|
|
|

Entry ambaniandro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny nilazana ny vahoakan' ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsy ny andriana sy ny andevo
Hova, bemihisatra, folovohitra [1.1]
Explanations in English [andro, the day.] The name given to the Hova by the other tribes; the Hova. [1.2]
 The Merina people (used mainly by other tribes) [1.7]
Explanations in French Les habitants de l'Imerina (usité surtout par les autres tribus) [1.8]
Synonyms ambanimasoandro

Updated on 2023/12/12