|
|
|
|

Entry ambanana (ambana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra [1.1]
Explanations in English To be pretended to be struck at [1.2]
Explanations in French Qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt) [1.3]
Examples Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy. [2.436]
Morphology 
Present : ambanana, ambanako, ambananao, ambanany, ambanantsika, ambananay, ambananareo, ambanan', ambanan-, ambanam-, ambana-
Past : nambanana, nambanako, nambananao, nambanany, nambanantsika, nambananay, nambananareo, nambanan', nambanan-, nambanam-, nambana-
Future : hambanana, hambanako, hambananao, hambanany, hambanantsika, hambananay, hambananareo, hambanan', hambanan-, hambanam-, hambana-
Imperative : ambano

Updated on 2023/01/20