|
|
|
|

Entry 1  ambana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika
15 Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany [1.1]
Explanations in English  16 menacing gestures with the hand or arm. [1.2]
Explanations in French  17 Menace en gestes ; ce qu’on appréhende: Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana (Le malheur qu’on appréhende parait intolérable, mais on le supporte facilement quand il est arrivé) [1.3#26]
Examples  18  Ny ambana ihany no mafy. [2.4#50]

Anagrams  ambana, 19 manaba

Updated on 2026/04/19