Entry | 1 alofana (aloka) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro [1.1] |
Explanations in English |
4 To be sheltered; to be overshadowed [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 Qu'on abrite, qu'on met à l'ombre [1.8] |
Examples |
6 Kafe alofana albizià ny eny afovoany. [2.117#] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ala fano, alofana |
Updated on 2023/01/20 |