Entry (1/5) | 1 aloalo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha) [1.1] |
Explanations in English | 4 a grave ornament carved from wood (southwest). [1.7] |
Explanations in French | 5 ornement de tombeau en bois (sud-ouest). [1.8] |
Examples |
6 Nony maty anefa Rasomotrarindrano, dia nantsoina ny vahoakan'i Vohimena (izay noheverina fa efa lovan'Andrianantara II) mba hanao levenana (fanaovana aloalo sy vatomasina), kanefa nandà i Vohimena. [2.508#] |
Compound words |
|
Entry (2/5) | 8 aloalo |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy | 10 Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalom-poly [1.1] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 12 aloalo |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy | 14 matoatoa [Taimoro] [1.78]15 aloka, fanahy [Sihanaka] [1.78] |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word aloalo |
Entry (4/5) | 17 aloalo |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in English | 19 a fosse, a ditch, a precipice. (Prov.) [1.2] |
Explanations in French | 20 précipice. [Tankarana] [1.19] |
Synonyms | 21 alo |
Entry (5/5) | 22 aloalo |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy | 24 Ako [Antesaka+Bara] [1.78] |
Anagrams | 25 aloalo, laolao |
Updated on 2023/10/29 |