Entry |
akisa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra
[1.1]
|
Synonyms | |
|
Entry |
akisa
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy
[1.1]
|
Explanations in English | Affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2]
|
Explanations in French | Plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3]
|
Derivatives |
|
Entry |
Akisa
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | [2.996]
|
| Achish [2.996]
|
Explanations in French | Akish [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|