Entry akanjo ba
Elementary words akanjo ; ba
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Akanjo vita amin' ny ba [1.1]
Explanations in English A knitted garment, esp. a sweater [1.7]
Explanations in French Vêtement tricoté, spéc. un pull-over [1.8]
Examples 
1Namidy akanjoba ho azy 4 mianaka [2.59]
2Ary tatý aoriana manao ba lava sy kiraro ary manao betaly na lambotapaka manodidina ny valahana manarona hatreo ambany fe, dia manao akanjo mifanerana amin' ny tena na akanjoba mampiseho bika. [1.437]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/16