|
|
|
|

Entry 1  akanjo
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  26 Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina [1.1]
Explanations in English  27 a coat, outer garment, dress. [Swa. ka'nza, or Fr. canezon.] [1.2]
28 clothing; a dress; a shirt [1.7]
Explanations in French  29 nom générique des habits, de l'habillement, du costume [1.3#14]
30 vêtement ; une robe, une chemise [1.8]
31 [Vezo] habit, vêtement [1.68]
Examples  32  Ny akanjo mafana mbola tsy nananana. [2.356#]
33  Veloma ry akanjo, veloma ry baolina! [2.117#]
34  Manjaitra akanjo hanaovako amin'ny fety íneny. [2.332#]
Vocabulary  35  Economy: clothing
Combinations  36  75 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word akanjo
Proverbs  37  Proverbs containing that word

Anagrams  akanjo, 38 onjaka

Updated on 2026/04/21