Entry | 1 ahidratsy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany: grass |
Explanations in Malagasy |
4 Ahitra miara-maniry amin' ny vary ka mahatonga ny vary havana [1.1] |
Explanations in English |
5 Grass which grows among the rice, and which is used as a faditra [1.2] |
Explanations in French |
6 Espèce d'ivraie [1.3] 7 (de ahitra = herbe et ratsy = mauvais). [1.196] 8 Nom générique des "mauvaises herbes", adventices des cultures, et surtout de celles qui envahissent les rizières et gênent la croissance du riz. [1.196] 9 Herbe indéterminée employé dans les cérémonies d'exorcisme (on dit de même hena-ratsy pour designer la viande distribué aux funérailles, même s'il est d'excellente qualité). [1.196] |
Examples |
10 Anjarany ny manavaka, amin' ny fotoana heveriny fa mety, ny voam-bary amin' ny voan' ahidratsy. [1.369#] 11 Harena tsy mahavonjy poritra ireny, kanefa rahefa tsy manankatao ny tena sady tsy manam-bola hanaramana dia aleo esorina ihany ny ahidratsy. [2.5] |
Elementary words | 12 ahitra, ratsy |
Article |
13 Randzavola: ahi-dratsy ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/08/13 |