Entry ahidratsy
Elementary words ahi- (ahitra) ; ratsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ahitra miara-maniry amin' ny vary ka mahatonga ny vary havana [1.1]
Explanations in English Grass which grows among the rice, and which is used as a faditra [1.2]
Explanations in French Espèce d'ivraie [1.3]
 (de ahitra = herbe et ratsy = mauvais).
Nom générique des "mauvaises herbes", adventices des cultures, et surtout de celles qui envahissent les rizières et gênent la croissance du riz.
Herbe indéterminée employé dans les cérémonies d'exorcisme (on dit de même hena-ratsy pour designer la viande distribué aux funérailles, même s'il est d'excellente qualité). [1.196]
Examples 
1Anjarany ny manavaka, amin' ny fotoana heveriny fa mety, ny voam-bary amin' ny voan' ahidratsy. [1.369]
2Harena tsy mahavonjy poritra ireny, kanefa rahefa tsy manankatao ny tena sady tsy manam-bola hanaramana dia aleo esorina ihany ny ahidratsy. [2.5]
Vocabulary 
Articles 

Updated on 2023/12/09