Entry ahanaka (hanaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Aparitaka, aely: Aza ahanaka eran' ny trano ny rano [1.1]
Morphology 
Present : ahanaka, ahanako, ahanakao, ahanany, ahanatsika, ahanakay, ahanakareo, ahanak', ahana-
Past : nahanaka, nahanako, nahanakao, nahanany, nahanatsika, nahanakay, nahanakareo, nahanak', nahana-
Future : hahanaka, hahanako, hahanakao, hahanany, hahanatsika, hahanakay, hahanakareo, hahanak', hahana-
Imperative : ahanaho

Updated on 2023/01/19