|
|
|
|

Entry1  hahana
Root  2  haha
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Vahana: Hahao ity kofehy ity
5  Alana amin' ny fatorana: Hahao ny ombikely fa mampalahelo
6  Saratsarahina, ravana: Nohahan' ilay mpamboatra azy ny famantaranandroko
7  Afahana, votsorana: Matetika amin' ny fetim-pirenena misy gadralava hahan' ny filohan' ny Nosy [1.1]
Explanations in English  8  to be untied, unloosed, or unknotted. [1.2]
Explanations in French  9  qu'on délie, qu'on dénoue, qu'on détache, qu'on dévisse; qu'on démonte, qu'on met en liberté: Taloha nohahana ny gadralava rehetra nony nisy mpanjaka vaovao (Autrefois on mettait en liberté tous les prisonniers à l'avènement d'un nouveau souverain) [1.3]
Examples  10  Ary raha Miral, na Borozany, no manan-kadisoana, ka tsy toko hahafaty aina, dia ataony gadralava, misy aza ny sasany, dia gadralava tsy avelany ho hahana mandra-pahafatiny. [2.59#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 

Updated on 2023/03/04