Entry ahahy (hahy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso [1.1]
Explanations in English Used in speaking of something dried in the sun. [1.2]
 To be dried in the sun [1.7]
Explanations in French Qu'on sèche au soleil [1.8]
Examples Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany. [2.117]
Morphology 
Present : ahahy, ahahiko, ahahinao, ahahiny, ahahintsika, ahahinay, ahahinareo, ahahin', ahahin-, ahahim-
Past : nahahy, nahahiko, nahahinao, nahahiny, nahahintsika, nahahinay, nahahinareo, nahahin', nahahin-, nahahim-
Future : hahahy, hahahiko, hahahinao, hahahiny, hahahintsika, hahahinay, hahahinareo, hahahin', hahahin-, hahahim-
Imperative : ahahazo
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/19