|
|
|
|

Entry1  afototra (fototra)
Part of speech  2  passive verb
Examples  3  hay afototrao izy ity [2.117#60]
4  fa na dia afototra aza izy, dia mety maniry hiany [1.357]
5  ka ny nataoko ity no afototr' Andriamanitra amiko [2.996#7.1.7]
6  fomba fampianatra ny ankizy tsy mba nafototra amin' ny teny malagasy [2.296#10]
7  saingy ny afototra eo amin' ny fampiarana sy ny faminaniana no samy manana ny azy [1.381]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Anagrams  11  afototra, atofotra, faototra

Updated on 2023/01/19