|
|
|
|

Entry1  afindra (findra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ovana toerana: Nafindranareo any ambony rihana angaha ilay latabatra teto? [1.1]
Explanations in English  4  to be moved, to be transplanted [1.2, 1.7]
5  to be transcribed. [1.2]
Explanations in French  6  qu'on déplace, qu'on change de place, qu'on transplante [1.8]
Examples  7  Andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117]
8  Antsika telo mianaka ihany anefa ny resaka, fa tsy azonao afindra na amin'iza na amin'iza, hoy Raketamalala. [2.639]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word afindra

Anagrams  15  afindra, fiandra

Updated on 2023/01/19