|
|
|
|

Entry1  afa-nenina
Elementary words  2  afaka, nenina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  nahavita izay rehetra azo atao na tokony hatao, nanao izay rehetra azo natao ka tsy manenina intsony aty aoriana [1.1]
Explanations in English  5  Free from regret; without painful recollections of having been neglectful of one's duty. See ala-nenina [1.2]
Proverbs  6  Proverbs containing the word afa-nenina

Anagrams  7  afa-nenina, ifanenana

Updated on 2024/08/13