Entry | 1 afa-draorao |
Elementary words | 2 afaka, raorao |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama 5 tsy misy zavatra manahirankirana [1.1] |
Explanations in English |
6 Free from all that could give anger or blame. [1.2] |
Synonyms | 7 afa-dromoromo |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word afa-draorao |
Updated on 2024/08/13 |