|
|
|
|

Entry 1  adim-piainana
Elementary words  2 ady, 3 fiainana
Part of speech  4  relative verb
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Examples  8  Ny olona diso fihetsika eo amin' ny adim-piainana ka mamono antoka ny tenany no lazaina hoe "diso paika ka matim-bela. [2.643#212]
9  Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. [1.210]

Updated on 2026/04/19